42 Hataoko mamon-drà ny zana-tsipikako, Ary ny sabatro hihina-nofo, Dia ny ran'ny voavono sy ny babo Mbamin'ny lohan'izay lehibe amin'ny fahavalo.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32
Jereo Deotoronomia 32:42 amin'ny teny manodidina.