12 Ary ny amin'i BENJAMINA dia hoy izy: Ny malalan'i Jehovah honina fahizay eo aminy, Dia halofany mandrakariva, Ary hobabeny eo an-damosiny.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 33
Jereo Deotoronomia 33:12 amin'ny teny manodidina.