11 Jehovah ô, tahio ny heriny, Ary aoka ho sitrakao ny asan'ny tànany; Asio mafy ny valahan'izay mitsangana hiady aminy, Ka aoka tsy hiarina intsony izay mankahala azy.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 33
Jereo Deotoronomia 33:11 amin'ny teny manodidina.