Deotoronomia 33:10 MG1865

10 Jakoba no hampianariny ny fitsipikao, Ary Isiraely ny lalànao; Hametraka ditin-kazo manitra eo anatrehanao'izy Sy fanatitra dorana eo ambonin'ny alitaranao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 33

Jereo Deotoronomia 33:10 amin'ny teny manodidina.