Deotoronomia 33:9 MG1865

9 Izay nilaza ny rainy sy ny reniny hoe: Tsy mahita azy aho, Sady tsy nahalala izay rahalahiny izy, Ary izay zanany aza dia tsy fantany; Fa nitandrina ny teninao izy Ka nitana ny fanekenao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 33

Jereo Deotoronomia 33:9 amin'ny teny manodidina.