Deotoronomia 33:8 MG1865

8 Ary ny amin'i LEVY dia hoy izy: Ny Tomimanao sy ny Orimanao dia amin'ny olonao masina. Izay nizahanao toetra tao Masa Sy nifamalianao tao amin'ny ranon'i Meriba,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 33

Jereo Deotoronomia 33:8 amin'ny teny manodidina.