Deotoronomia 33:16 MG1865

16 Mbamin'ny zava-tsoan'ny tany sy izay rehetra eo aminy Sy ny fankasitrahan'Izay nitoetra tao amin'ilay roimemy; Ary aoka ho tonga eo an-dohan'i Josefa izany, Dia eo an-tampon-dohan'ilay nalaza tamin'ny rahalahiny.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 33

Jereo Deotoronomia 33:16 amin'ny teny manodidina.