Deotoronomia 33:17 MG1865

17 Ny voalohan-teraky ny ombiny dia malaza, Tandrok'ombimanga ny tandrony; Izany no hanotoany ny firenena rehetra, Dia ny faran'ny tany; Ireo no alinalin'i Efraima Sy arivoarivon'i Manase.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 33

Jereo Deotoronomia 33:17 amin'ny teny manodidina.