23 Ary ny amin'i NAFTALY dia hoy izy: Ry Naftaly, voky fankasitrahana Ka feno ny fitahian'i Jehovah, Mandovà ny andrefana sy ny atsimo anie ianao.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 33
Jereo Deotoronomia 33:23 amin'ny teny manodidina.