Deotoronomia 33:24 MG1865

24 Ary ny amin'i ASERA dia hoy izy: Aoka hotahina mihoatra noho ny zaza maro Asera, Ary hankasitrahana mihoatra noho ny rahalahiny izy Ka hanoboka ny tongony amin'ny diloilo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 33

Jereo Deotoronomia 33:24 amin'ny teny manodidina.