Deotoronomia 34:10 MG1865

10 Ary tsy nisy mpaminany intsony niseho teo amin'ny Isiraely tahaka an'i Mosesy, izay fantatr'i Jehovah nifanatrika

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 34

Jereo Deotoronomia 34:10 amin'ny teny manodidina.