Deotoronomia 34:11 MG1865

11 tamin'ny famantarana rehetra sy ny fahagagana, izay nanirahan'i Jehovah azy mba hataony tany Egypta tamin'i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny taniny rehetra

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 34

Jereo Deotoronomia 34:11 amin'ny teny manodidina.