Deotoronomia 4:11 MG1865

11 Dia nanakaiky ianareo ka nitsangana teo am-bodin'ny tendrombohitra; ary ny tendrombohitra nirehitra afo manakatra ny lanitra, sady nisy aizina sy rahona ary aizim-pito.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:11 amin'ny teny manodidina.