Deotoronomia 4:12 MG1865

12 Dia niteny taminareo teo amin'ny afo Jehovah; ny teny ihany no renareo, fa tsy nahita endrika akory ianareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:12 amin'ny teny manodidina.