3 Ny masonareo efa nahita izay nataon'i Jehovah noho ny tamin'i Bala-peora; fa ny olona rehetra izay nanaraka an'i Bala-peora dia naringan'i Jehovah Andriamanitrao tsy ho eo aminao.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4
Jereo Deotoronomia 4:3 amin'ny teny manodidina.