Deotoronomia 4:31 MG1865

31 fa Andriamanitra mamindra fo Jehovah Andriamanitrao ka tsy hahafoy anao, na handringana anao, na hanadino ny fanekena tamin'ny razanao, izay efa nianianany taminy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:31 amin'ny teny manodidina.