Deotoronomia 4:32 MG1865

32 Fa anontanio ange ny andro lasa, izay teo alohanao hatramin'ny andro izay namoronan'Andriamanitra olombelona tetỳ ambonin'ny tany ary hatramin'ny faravodilanitra manodidina, raha mba nisy zavatra lehibe tahaka izany, na mba efa nisy re tahaka izany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:32 amin'ny teny manodidina.