35 Hianao no nampahitainy izany, mba hahafantaranao fa Jehovah no Andriamanitra, fa tsy misy afa-tsy Izy.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4
Jereo Deotoronomia 4:35 amin'ny teny manodidina.