Deotoronomia 4:36 MG1865

36 Avy tany an-danitra no nampandrenesany anao ny feony hananarany anao; ary teo ambonin'ny tany no nanehoany anao ny afony lehibe; ary ny teniny efa renao avy tao afovoan'ny afo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:36 amin'ny teny manodidina.