Deotoronomia 5:18 MG1865

18 Ary aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao; ary aza mitsiriritra ny tranon'ny namanao, na ny taniny, na ny ankizilahiny, na ny ankizivaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an'ny namanao akory aza.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5

Jereo Deotoronomia 5:18 amin'ny teny manodidina.