Deotoronomia 5:19 MG1865

19 Ireo teny ireo no nolazain'i Jehovah tamin'ny feo mahery tao amin'ny afo sy ny rahona ary ny aizim-pito, raha nivory tany an-tendrombohitra ianareo, ka dia tsy nampiany intsony; ary nosoratany tamin'ny vato fisaka roa ireo ka natolony ahy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5

Jereo Deotoronomia 5:19 amin'ny teny manodidina.