Deotoronomia 5:20 MG1865

20 Ary rehefa renareo ny feo avy tao amin'ny aizina, raha nirehitra afo ny tendrombohitra, dia nanatona ahy ianareo, dia ny loham-pirenenareo rehetra sy ny loholonareo,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5

Jereo Deotoronomia 5:20 amin'ny teny manodidina.