Deotoronomia 5:23 MG1865

23 Fa iza moa tamin'ny nofo rehetra no efa nandre ny feon'Andriamanitra velona niteny tao afovoan'ny afo, tahaka antsika, ka velona ihany?

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5

Jereo Deotoronomia 5:23 amin'ny teny manodidina.