24 Manatòna ianao, ka mihainoa izay rehetra holazain'i Jehovah Andriamanitsika; ary ianao no aoka hilaza aminay izay rehetra holazain'i Jehovah Andriamanitsika aminao, dia hohenoinay ka harahinay izany.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5
Jereo Deotoronomia 5:24 amin'ny teny manodidina.