Deotoronomia 5:25 MG1865

25 Ary Jehovah nandre ny teninareo, raha niteny tamiko ianareo, ka hoy Izy tamiko: Efa reko ny tenin'ireo olona ireo, izay nolazainy taminao, ka tsara izay rehetra nolazainy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5

Jereo Deotoronomia 5:25 amin'ny teny manodidina.