Deotoronomia 5:28 MG1865

28 Fa ianao kosa dia mijanòna eto anilako, ka holazaiko aminao ny lalàna rehetra sy ny didy ary ny fitsipika, izay hampianarinao azy mba harahiny any amin'ny tany izay omeko azy ho lovany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5

Jereo Deotoronomia 5:28 amin'ny teny manodidina.