Deotoronomia 5:29 MG1865

29 Koa tandremo mba hanao araka izay efa nandidian'i Jehovah Andriamanitrareo anareo; aza mivily, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5

Jereo Deotoronomia 5:29 amin'ny teny manodidina.