Deotoronomia 5:30 MG1865

30 fa ny lalana rehetra izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrareo anareo no halehanareo, mba ho velona ianareo ka hahita soa, ary ho maro andro any amin'ny tany izay holovanareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5

Jereo Deotoronomia 5:30 amin'ny teny manodidina.