Deotoronomia 6:1 MG1865

1 Ary izao no lalàna, dia ny didy sy ny fitsipika, izay nasain'i Jehovah Andriamanitrareo hampianarina anareo mba harahinareo any amin'ny tany izay alehanareo holovana,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 6

Jereo Deotoronomia 6:1 amin'ny teny manodidina.