20 Ary raha manontany anao ny zanakao amin'ny andro ho avy ka manao hoe: Manao ahoana moa ny teni-vavolombelona sy ny didy ary ny fitsipika, izay efa nandidian'i Jehovah Andriamanitsika anareo?
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 6
Jereo Deotoronomia 6:20 amin'ny teny manodidina.