Deotoronomia 6:21 MG1865

21 Dia holazainao aminy hoe: Andevon'i Farao tany Egypta isika, ary tanana mahery no nitondran'i Jehovah antsika nivoaka avy tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 6

Jereo Deotoronomia 6:21 amin'ny teny manodidina.