Deotoronomia 7:12 MG1865

12 Ary raha mihaino ireo fitsipika ireo ianareo ka mitandrina sy manaraka azy, dia hotanterahin'i Jehovah Andriamanitrao aminao ny fanekena sy ny famindram-po, izay nianianany tamin'ny razanao;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 7

Jereo Deotoronomia 7:12 amin'ny teny manodidina.