Deotoronomia 7:13 MG1865

13 dia ho tia anao sy hitahy anao ary hahamaro anao Izy; ary Izy hitahy ny ateraky ny kibonao sy ny vokatry ny taninao, dia ny varinao sy ny ranom-boalobokao sy ny diloilonao, ary ny ateraky ny ombinao sy ny ateraky ny ondry aman'osinao any amin'ny tany izay nianianany tamin'ny razanao homena anao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 7

Jereo Deotoronomia 7:13 amin'ny teny manodidina.