Deotoronomia 7:15 MG1865

15 Ary harovan'i Jehovah tsy ho azon'aretina ianao, ka tsy hisy hameliny anao ny aretin-dratsin'i Egypta, izay fantatrao; fa hataony amin'izay rehetra mankahala anao kosa ireny.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 7

Jereo Deotoronomia 7:15 amin'ny teny manodidina.