Deotoronomia 7:16 MG1865

16 Ary aoka holaninao ny firenena rehetra, izay hatolotr'i Jehovah Andriamanitrao anao, ka aoka tsy hiantra azy ny masonao; ary aza manompo ny andriamaniny, fa ho fandrika aminao ireny.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 7

Jereo Deotoronomia 7:16 amin'ny teny manodidina.