Deotoronomia 7:24 MG1865

24 Dia hatolony eo an-tananao koa ny mpanjakany, ka ho foananao tsy ho re intsony atỳ ambanin'ny lanitra ny anarany; tsy hisy olona hahajanona eo anoloanao, fa haringanao avokoa izy mandra-pahalaniny.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 7

Jereo Deotoronomia 7:24 amin'ny teny manodidina.