Deotoronomia 7:25 MG1865

25 Ny sarin-javatra voasokitra, izay andriamaniny, dia hodoranareo amin'ny afo; aza mitsiriritra ny volafotsy na ny volamena izay eo aminy, na maka izany ho anao, fandrao ho voafandriny ianao, fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah Andriamanitrao izany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 7

Jereo Deotoronomia 7:25 amin'ny teny manodidina.