Deotoronomia 7:26 MG1865

26 Ary aza mitondra fahavetavetana ho ao an-tranonao, fandrao ho voaozona tahaka izany koa ianao; ho halanao sy ho fahavetavetana eo imasonao indrindra izany, fa zavatra voaozona.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 7

Jereo Deotoronomia 7:26 amin'ny teny manodidina.