Deotoronomia 8:1 MG1865

1 Ny lalàna rehetra izay andidiako anao anio dia tandremo harahinareo, mba ho velona ianareo ka hihamaro ary hiditra sady handova ny tany izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanareo homena azy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 8

Jereo Deotoronomia 8:1 amin'ny teny manodidina.