5 Fa izao kosa no ataovinareo aminy: ny alitarany horavanao, ary ny tsangam-baton-tsampiny hovakivakinao; ny Aserahany hokapainao, ary ny sarin-javatra voasokitra hodoranao amin'ny afo.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 7
Jereo Deotoronomia 7:5 amin'ny teny manodidina.