Deotoronomia 7:6 MG1865

6 Fa firenena masina ho an'i Jehovah Andriamanitrao ianao; fa ianao efa nofidin'i Jehovah Andriamanitrao ho firenena rakitra soa ho Azy mihoatra noho ny firenena rehetra ambonin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 7

Jereo Deotoronomia 7:6 amin'ny teny manodidina.