Deotoronomia 8:15 MG1865

15 Izay nitondra anao tany amin'ny efitra lehibe sady mahatahotra, izay misy menaran'afo sy maingoka, dia ny tany mangentana tsy misy rano, ary nampivoaka rano ho anao avy tamin'ny vatolampy afovato,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 8

Jereo Deotoronomia 8:15 amin'ny teny manodidina.