Deotoronomia 8:16 MG1865

16 Izay nanome anao mana hohanina tany an-efitra, dia zavatra tsy fantatry ny razanao, mba hampanetry tena anao sy hizaha toetra anao ary hanisy soa anao any am-parany;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 8

Jereo Deotoronomia 8:16 amin'ny teny manodidina.