18 fa tsarovy Jehovah Andriamanitrao, fa Izy no manome anao hery hahavory harena, mba haoriny ny fanekeny, izay nianianany tamin'ny razanao, tahaka ny amin'izao anio izao.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 8
Jereo Deotoronomia 8:18 amin'ny teny manodidina.