Deotoronomia 8:19 MG1865

19 Fa raha manadino an'i Jehovah Andriamanitrao mihitsy ianao ka manaraka izay andriamani-kafa sady manompo azy sy miankohoka eo anatrehany, dia milaza aminareo marimarina aho fa haringana tokoa ianareo:

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 8

Jereo Deotoronomia 8:19 amin'ny teny manodidina.