Deotoronomia 8:20 MG1865

20 tahaka ny andringanana ny firenen-tsamy hafa, izay aringan'i Jehovah eo anoloanareo, no handringanana anareo, satria tsy nihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 8

Jereo Deotoronomia 8:20 amin'ny teny manodidina.