19 Fa natahotra ny fahavinirana sy ny fahatezerana aho, izay nahatezeran'i Jehovah taminareo handringanana anareo. Dia nihaino ahy indray Jehovah tamin'izany andro izany.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 9
Jereo Deotoronomia 9:19 amin'ny teny manodidina.