Deotoronomia 9:20 MG1865

20 Ary Jehovah dia tezitra indrindra tamin'i Arona ka saiky nandevona azy; dia nifona ho an'i Arona koa aho tamin'izany andro izany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 9

Jereo Deotoronomia 9:20 amin'ny teny manodidina.