25 Ary hoy Mosesy: Hianao no hanolotra eto an-tananay izay fanatitra dorana sy fanatitra hafa alatsa-drà haterinay ho an'i Jehovah Andriamanitray;
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 10
Jereo Eksodosy 10:25 amin'ny teny manodidina.