Eksodosy 10:24 MG1865

24 Ary Farao dia nampaka an'i Mosesy ka nanao hoe: Mandehana ianareo, manompoa an'i Jehovah; fa ny ondry aman'osinareo sy ny ombinareo ihany no aoka havelanareo; ary ny zanakareo madinika dia aoka hiaraka aminareo koa.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 10

Jereo Eksodosy 10:24 amin'ny teny manodidina.